-
CategoryNon Classé
-
No of Jobs1
-
Apply Before18-08-2031
Description
Agent Tourisme tour operateur any Ifanadiana (province fianarantsoa) ilay tolotr’asa
-> zavatra atao:
- Mifandray partenariat
(Agence de voyage) @ alalan'ny platforme sy Email
karama : 230 000 AR / mois
- Rehefa mahazo contrat @ lay partenariat dia mhazo bonus : 30.000AR
- Rehefa mandefa client ny partenariat: 100.000 AR
-> Tombotsoa: Fahafahana mivoaka any ivelan'ny Madagasikara, izay iantohan'ny agence.
Condition: Miasa ao @ Birao any Ifanadiana (akaiky ny Ranomafana Parc National /province Fianarantsoa)
Ny trano sy ny sakafo tsy iantohan’ny agence.
Job Info
Status: 
Ouvert aux nouveaux candidats
Duration: 
Experience: 
Career Level: 
No of Jobs: 
1
Apply Before: 
18-08-2031
Posted: 
23-03-2021
Postuler au travail
Job Location
Application Ends In 18-08-2031