+261 32 03 734 32Madagascar

CHUAFFEUR POIDS LOURD

Published 6 ans Ago
Offre Emploi Madagascar
Full-Time Job View: 132 Job Apply: 0
  • Category
    Non Classé
  • No of Jobs
    1
  • Apply Before
    10-02-2031

Description

TOLOTR’ASA Orinasa : Tsy mitonona anarana Toeram-piasana : Ambohidratrimo - Alakamisy Anjara asa : Chauffeur Sokajy : Poids Lourd semi-remorque NY TADIAVINA AMINAO • Diplaoma B.E.P.C fara-fahakeliny • Permis A, B, C, D, E • Fahaizana ny lalam-pirenena miisa enina (6) • Fahalalana mekanika ankapobeny mikasika ny kamiao • 5 taona nanaovana asa familiana • Tombony ho anao raha toa ka efa nanao service HOLCIM ianao IREO ANDRAIKITRA HOSAHANINAO • Manara-maso ny fampidinana sy fampakarana ny entana izay taterinao • Manome hasiny ny ora voatokana hitsaharana noho ny tsy maintsy fitandrovana ny fenitry ny fahalemana sy aro loza (H&S) • Mitandro ny entana izay taterinao (Tsy misy very, tsy misy rovitra, sns) • Manolo-tena amin’ny fanaovana Sonia ireo “bon de livraison” • Manaraka ny entretien’ny kamiao sahaninao • Mampahafantatra ny fiadidiana (direction) ny taratasin’ny fiara rehetra mialoha ny fahalanian’ny fetr’andro faharetany • IANAO NO MPISOLO TENA NY ORINASA EO ANATREHAN’IREO TOMPON’ NY ENTANA TATERINAO FIFANDRAISANA Alefaso amin’ny adiresy mailaka manaraka ny CV-nao raha voakasika amin’izao tolotr’asa izao ianao. Manaraka eo kosa ny laharan-tariby azonao antsoina avy hatrany raha toa ka mila fanazavana fanampiny. Adiresy mailaka: sambatra.razanakoto@yahoo.fr Finday : +261 34 26 500 77

Job Info

Status:  Ouvert aux nouveaux candidats
Duration: 
Experience: 
Career Level: 
No of Jobs:  1
Apply Before:  10-02-2031
Posted:  15-09-2020
Postuler au travail

Vous n'êtes pas un membre enregistré.

Offre Emploi Madagascar

  • recrutement@offre-emploi-madagascar.com
Show Company Jobs

Job Location

Application Ends In 10-02-2031

Related Jobs

Besoin d'aide ? screen tag