+261 32 03 734 32Madagascar

COIFFEURS ET COIFFEUSES

Published 8 ans Ago
Offre Emploi Madagascar
Full-Time Job View: 143 Job Apply: 0
  • Category
    Non Classé
  • No of Jobs
    1
  • Apply Before
    09-07-2028

Description

TWO Healing HANDS SPA & BEAUTY MADAGASCAR BRANCH OF TWO HEALING HANDS SPA SCHOOL OF MAURITIUS PARTNERSHIP WITH CSCS INTERNATIONA MANNING LTD - Manana traikefa amin’ny fanaovam-bolo ve ianao (coiffeurs na coiffeuses) ? - Mahafehy ny teny anglisy, na miteny amin’ny ampahany ? - 18 taona ka hatramin’ny 45 taona ? - Manam-paniriana ny hiasa anaty « bateau de croisière » na « grands hotêls internationaux » ? Ny TWO Healing HANDS SPA & BEAUTY MADADGASCAR dia afaka hanampy anao amin’ny alalan’ny fanamafisana ny traikefa efa ananao, hahafahanao miatrika avy hatrany ny fitsapana arak’asa izay ho tanterahina tsy ho ela, mahakasika ireo sehatr’asa ireo. Antsoy mivantana ny laharana 034 49 286 13 , na manantona eny amin’ny toerana fampiofanana, andohan’ Analakely, akaiky BNI, trano misy PMU 1ère étage, ny Alatsinainy 12 sy Talata 13 Febroary amin’ny 9 ora ka hatramin’ny 12 ora – eto avy hatrany ny CV VOAFETRA NY TOERANA !

Job Info

Status:  Ouvert aux nouveaux candidats
Duration: 
Experience: 
Career Level: 
No of Jobs:  1
Apply Before:  09-07-2028
Posted:  12-02-2018
Postuler au travail

Vous n'êtes pas un membre enregistré.

Offre Emploi Madagascar

  • recrutement@offre-emploi-madagascar.com
Show Company Jobs

Job Location

Application Ends In 09-07-2028

Related Jobs

Besoin d'aide ? screen tag